Hippopotamidae

From Wikipedia, the free encyclopedia

Hippopotamidae
Remove ads

Ny Hippopotamidae dia fianakaviam-biby mampinono, saika mitovy amin' ny lambo sy ny kisoa, matevin-koditra, miaina tsy lavitra ny toerana misy rano izay ilonany hampihenany ny hafanany. Karazany roa no mbola velona: ny Hippopotamus amphibius (karazana fantatra indrindra) sy ny Hexaprotodon liberiensis. (lalomena zeny). Manodidina ny efapolo taona eo ho eo ny androm-piainan' izy ireo. Ity fianakaviana ity taloha dia nahitana karazam-biby maro efa lany tamingana ankehitriny. Ny Hippopotamidae vondrona iray reny amin' ny Cetacea (ahitana ny trozona sy ny lambondriaka na feso sy ny maro hafa).

Thumb
Lalomena (Hippopotamus amphibius) miangona anaty rano ao amin' ny lohasahan' i Luanga any Zambia.
Remove ads

Vondron-karazana sy karazana fantatra

Vondron-karazana

Misy vondron-karazana miisa dimy fantatra.

  1. Hippopotamus (Linnaeus, 1758) :
  2. Hexaprotodon (Falconer et Cautley, 1836)
  3. Archaeopotamus
  4. Choeropsis
  5. Saotherium

Lisitry ny karazana

  • Hippopotamus (Linnaeus, 1758) :
    • Hippopotamus amphibius
    • Hippopotamus antiquus (karazana lany tamingana)
    • Hippopotamus creutzburgi (karazana lany tamingana)
    • Hippopotamus minor (karazana lany tamingana)
    • Hippopotamus meltensis (karazana lany tamingana)
    • Hippopotamus lemerlei (karazana lany tamingana)
    • Hippopotamus laloumena (karazana lany tamingana)
    • Hippopotamus gorgops (karazana lany tamingana)
    • Hippopotamus karumensis (karazana apetraka vonjimaika ao amin' ilay vondrona, lany tamingana, fôsily)
    • Hippopotamus aethiopicus (karazana apetraka vonjimaika ao amin' ilay vondrona, lany tamingana, fôsily)
    • Hippopotamus protamphibius (karazana apetraka vonjimaika ao amin' ilay vondrona, lany tamingana, fôsily)
    • Hippopotamus coryndoni (karazana apetraka vonjimaika ao amin' ilay vondrona, lany tamingana, fôsily)
    • Hippopotamus afarensis (karazana apetraka vonjimaika ao amin' ilay vondrona, lany tamingana, fôsily, teo aloha napetraka ao amin' ny vondrona Trilobophorus)
  • Hexaprotodon (Falconer sy Cautley, 1836)
    • Hexaprotodon palaeindicus (fôsily)
    • Hexaprotodon namadicus (fôsily) - angamba mitovy amin' ny eo ambony, H. palaeindicus
    • Hexaprotodon bruneti
    • Hexaprotodon sivalensis (fôsily)
    • Hexaprotodon sp. (fôsily)
    • Hexaprotodon liberiensis (apetraky ny mpanoratra sasany ao amin' ny vondrona Choeropsis)
    • Hexaprotodon madagascariensis (lany tamingana, apetraky ny mpanoratra sasany ao amin' ny vondrona Choeropsis)
  • Archaeopotamus - teo aloha tao amin' ny vondrona Hexaprotodon
    • Archaeopotamus harvardi (fôsily)
    • Archaeopotamus lothagamensis (fôsily)
    • sy karazana iray na roa mbola tsy vokilasyn classées.
  • Choeropsis (lalomena zeny)
  • Saotherium - taloha nampidirina tao amin' ny vondrona Hexaprotodon
    • Saotherium mingoz (fôsuily)
Remove ads

Jereo koa

Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Remove ads