Matsoanisma
From Wikipedia, the free encyclopedia
Remove ads
Ny matsoanisma dia fikambanana ara-pôlitika naorin' i André Matswa tao Kôngô tamin' ny taompolo 1920 izay nivoatra ho hetsika ara-pôlitika sy ara-pivavahana taorian' ny fahafatesan' ny mpanorina azy tamin' ny taona 1942.
Jereo koa
Wikiwand - on
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Remove ads