Tanamasoandro

Karazan-javamaniry From Wikipedia, the free encyclopedia

Tanamasoandro
Remove ads

Ny tanamasoandro (Helianthus annuus) dia zavamaniry isan-taona ao amin' ny karazana Helianthus izay ambolena hahazoana menaka fihinana sy voankany azo hanina. Ny tanamasoandro koa ataon' ny vorondia sakafo, ataon' ny biby fiompy vilona, amin' ny fampiharana indostrialy sasany, ary atao haingo amin' ny zaridaina an-trano. Tany Amerika no namolahana voalohany ny fambolena ilay zavamaniry. Ny tanamasoandro dia maniry isan-taona, misy vondrom-boniny izay fitambarana voniny madinika maro. Ny tanamasoandro an-trano anefa dia matetika tsy manana afa-tsy vondrom-boniny lehibe iray eo an-tampon' ny taho tsy misy rantsana.

Thumb
Tanamasoandro an-jaridaina
Thumb
Remove ads
Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Remove ads