Zavapisotro misy alikaola
From Wikipedia, the free encyclopedia
Remove ads
Ny zavapisotro misy alikaola na alikaola na zavapisotro misy alkôla na alkôla na toaka dia zava-pisotro misy etanôla ka mety mahamamo. Ohatra amin' ny zava-pisotro misy alikaola ny divay sy ny labiera. Ny tsirony sy ny fiantrailka psikôdisleptikan' ny etanôla dia mety manampy ny fahazotoana misotro an' ity karazana zava-pisotro ity ary mandrisika ny fandabniana be azy.

Remove ads
Wikiwand - on
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Remove ads