| # |
Gloss |
Malagasy standard |
Antakarana |
| Time |
| 1 |
Day |
Andro |
Andra |
| 2 |
Today |
Androany |
Niany |
| 3 |
Week |
Herin’andro |
Herigniandra |
| 4 |
Month |
Volana |
Vôlagna / Fanjava |
| 5 |
Year |
Taona |
Taogno |
| 6 |
Always |
Foana |
Fô |
| 7 |
Hour |
Ora |
Lera |
| 8 |
Minute |
Minitra |
Minity |
| 9 |
Second |
Segondra |
Segondy |
| Quantifiers & Conjunctions |
| 10 |
All |
Avy |
Jiaby |
| 11 |
Only |
Ihany / Fotsiny |
Fô / Fôtiny |
| 12 |
And |
Sy |
Ndreky |
| Pronouns & People |
| 13 |
That |
Izany |
Zegny |
| 14 |
Who |
Iza |
Azôvy |
| 15 |
They |
Zareo / Ireo |
Irô |
| 16 |
We / Us |
Zahay |
Zahe / Zehy |
| 17 |
You |
Anao |
Anô |
| 18 |
Woman |
Vehivavy |
Famo |
| Location & Direction |
| 19 |
Here |
Ato / Aty |
Atô / Aty |
| 20 |
From |
Avy |
Baka |
| 21 |
Hotel |
Lotely |
Lotely |
| Objects / Things |
| 22 |
Money |
Vola |
Lamone |
| Verbs |
| 23 |
To give |
Manome |
Magnamia |
| 24 |
To let |
Avela |
Ambila |
| 25 |
To put |
Mametraka |
Magnampetrika |
| Movement / Travel Verbs |
| 26 |
Go by motorcycle |
Mandeha moto izy |
Mandeha moto izy |
| 27 |
Go by bicycle |
Mandeha bisikilety izy |
Mandeha bisikilety izy |
| 28 |
Go on foot |
Mandeha aingana |
Izy mandeha vity |
| 29 |
Go by boat |
Mandeha sambo izy |
Izy mandeha sambo |
| 30 |
Swim |
Milomano izy |
Izy milomogno |
| Greetings & Daily Expressions |
| 31 |
Hello / Good morning |
Mbalatsara |
Mbalatsara |
| 32 |
What’s new? |
Manao ahoana, vaovao |
Kabaro / Ino maresaka |
| 33 |
Nothing special |
Tsisy vaoavao |
Tsisy kabaro / Tsisy maresaka |
| 34 |
How are you? |
Manao ahoana |
Akory ma nañinao? |
| 35 |
And you? |
Ary anao? |
Anao ke? |
| 36 |
I am leaving |
Andeha zaho |
Andeha zaho |
| 37 |
See you tomorrow |
Rampitso indray |
Amaray koa |
| 38 |
Goodbye |
Veloma |
Samby tsara ê! / Viloma! |
| 39 |
See you next time |
Amy manaraka indray |
Amy mañaraka koa |
| 40 |
See you later |
Teteky io |
Teteky io |
| 41 |
Yes |
Ia |
Ia |
| 42 |
No |
Hehe |
Hehe |
| 43 |
Good night |
Tafandriamandry |
Samy mandry mionjoño |
| Travel / Flight Phrases |
| 44 |
I would like to book a seat |
Izaho tia hanao famandriatoerana |
Zaho seky agnano rezervation amy dia mandeha a… |
| 45 |
I would like to confirm my reservation |
Tiako ny hanamarina ny famandrihana nataoko |
Zaho seky agnano confirmation reservation naka |
| 46 |
I would like to cancel my reservation |
Tiako ny hanafoana ny famandrihana nataoko |
Zaho seky agnafoagna rezervationaka |
| 47 |
Are there still two free seats? |
Mbola misy seza roa malalaka ve? |
Mbala misy pilasy libra aroe e? |
| 48 |
When will we land? |
Rahoviana isika no hidina? |
Ombiagna atsika mibedagna? |
| 49 |
When will we be there? |
Rahoviana isika no ho tonga any? |
Ombiagna atsika avy agny? |
| 50 |
Is this your suitcase? |
Valizinao ve io? |
Valizinao ma io? |
| 51 |
Is this your bag? |
Sakinao ve io? |
Sakanao ma io? |
| 52 |
How many pieces of luggage can I take? |
Firy ny bagazy azoko entina? |
Firy bagazy manjary indesiko? |
| 53 |
What, only twenty kilos? |
20 kilo ihany ve? |
20 kilo fo? |
| Directions & Transportation |
| 54 |
Is it dangerous here? |
Mampampahoatra ve eto? |
Mampavozo ma eto? |
| 55 |
Is it dangerous at night? |
Mampatahotra ve ny mitsangatsangana aminy aligny? |
Mampavozo ma mitsangatsangana aminy aligny? |
| 56 |
We took the wrong way |
Very làlana isika izany |
Atsika very làlagna |
| 57 |
We need to turn back |
Mila miverina isika |
Atsika mila mimpody |
| 58 |
Where can we park? |
Aiza isika no mametraka fiara? |
Aia ma atsika hidòko? |
| 59 |
Is there parking here? |
Misy parking ve eto? |
Misy parking ma eto? |
| 60 |
How long can we park here? |
Ao anatiny ora firy no afaka mijanona eto? |
Agnatiny lera firy ma mety mijanogno eto? |
| 61 |
Please call a taxi |
Anakano Taxi izaho azafady? |
Sakagna taxi kony za azafady? |
| 62 |
How much to the airport? |
Ohatrinona ny mankany amin'ny seranam-piaramanidina? |
Ohatrino ma mandeha firaka amy laeroport? |
| 63 |
Straight ahead, please |
Mahitsy foana azafady! |
Mahitsy fo kony azafady! |
| 64 |
Turn right, please |
Mivily miankavia azafady |
Mivily a droite kony |
| 65 |
I am in a hurry |
Maika izaho io |
Zaho io meky |
| 66 |
I have time |
Tsy maika izaho |
Zaho tsy meky |
| 67 |
Go slower, please |
Moramora azafady |
Moramora kony azafady |
| 68 |
Stop here, please |
Mijanona eto azafady |
Mijanogna eto kony |
| 69 |
I don’t have change |
Tsisy vola izaho |
Zaho tsisy lamone |
| 70 |
That’s fine, keep the change |
Tazomy ny famerim-bola azafady |
Pare, tana agny vola mimpody |
| 71 |
Take me to this address |
Ento amin'ity adress ity izaho azafady |
Indosa amy tany ty kony zaho |
| 72 |
Take me to this hotel |
Ento amin'ity trano fandrasam-bahiny ity izaho |
Indosa alotely ty kony zaho |
| 73 |
Take me to the beach |
Ento any amoron-dranomasina |
Indosa a ramena kony |
| 74 |
Excuse me! |
Azafady! |
Azafady kony! |
| 75 |
Could you help me? |
Afaka manampy ahy ve ianao azafady? |
Mba tahia kony zaho azafady? |