More information #, Gloss ...
Distinct Vakinankaratra gloss from Merina (Standard Malagasy)
| # |
Gloss |
Standard Malagasy |
Vakinankaratra |
| Numbers |
| 1 |
One |
Iray |
Iray/Raika |
| Pronouns |
| 2 |
I / Me |
Izaho / Aho |
Za / A / Aako / Aago |
| 3 |
He / She / Him / Her |
Izy |
Izy |
| 4 |
We |
Izahay |
Anay |
| 5 |
They / Them |
Zareo |
Reo |
| Demonstratives |
| 6 |
This |
Ity / Iry |
Ity / Iry or Itikatra / Irikatra (rare) |
| 7 |
That / There |
Ary |
Ary or Arikatra (rare) |
| 8 |
That (far) |
Iry |
Iry or Irikatra (rare) |
| Location |
| 9 |
Here |
Aty |
Aty or Atikatra (rare) |
| 10 |
Where? |
Aiza? |
Aia? |
| 11 |
How far? |
Hatraiza? |
Hatraia? |
| 12 |
Upstairs |
Efitra ambony |
Am-batra |
| 13 |
Downstairs |
Efitra ambany |
An-tany |
| 14 |
Outside |
Ivelan'ny trano |
Andrindrina / Alatrano |
| 15 |
Home |
An-trano |
An-drano |
| Questions |
| 16 |
Who? |
Iza? |
Ia? |
| 17 |
Where is he/she/it? |
Mk aiza izy? |
Aia ii? |
| 18 |
Who is there? |
Iza no ao? |
Ia aby no ao? |
| Negation |
| 19 |
Not |
Tsy |
Tsary / Tsa |
| 20 |
Never |
Intsony |
Intsony / Tsotry[7] |
| Intensity |
| 21 |
Really / Very |
Tokoa / Tena |
Tokoa / Tena or Tokoatra / Tegna (rare) |
| 22 |
Cold |
Mangatsiaka |
Mangitsy |
| 23 |
Sad / Makes sad |
Mampalahelo |
Mahonena / Manena |
| Frequency |
| 24 |
All |
Avy |
Aby |
| 25 |
Fast |
Haingana |
Azela |
| 26 |
Very fast |
Haingakaingana |
Azelazela |
| Daily Life |
| 27 |
Family |
Fianakaviana |
Fianakavena |
| 28 |
Child |
Ankizy |
Akizy |
| 29 |
Question |
Fanontaniana |
Fanontanena |
| 30 |
To swim |
Milomano |
Mandano |
| 31 |
Ask the doctor |
Dokotera anontaniana |
Dokotera anontanena |
| 32 |
I study |
Mianatra zaho |
Mianatra a |
| 33 |
We sing Nej's songs |
Mihira hiran'i Nej' zahay |
Mihira hiran'i Nej' anay |
| 34 |
History |
Tantara |
Tatara |
| Expressions |
| 35 |
Good morning everyone |
Manao ahoana daholo anareo |
Manakory aby nareo |
| 36 |
How are you doing |
Manao ahoana anareo e |
Manakory anareo e |
| 37 |
Hurry up! |
Aza ela! |
Azela! |
| 38 |
Later on / then |
Rehefa avy eo |
Sefa hatreo |
| 39 |
Bring it here |
Hoento aty |
Ôtatyyy |
| 40 |
Come here |
Avia eto / Avia aty |
Ambia anga androky |
| 41 |
Surprise expression |
Hay ve? |
Kay viiii! |
| 42 |
He isn't ashamed of things like that |
Tsy menatra izy amin'ny zavatra ohatr'izany |
Tsa menatra izy amin'ny zavatra ohatrizanyⓘ |
| 43 |
I like / I love |
Tiako |
Tieko |
| 44 |
I can't bear |
Tsy tantiko |
Tsy tatiko |
| 45 |
I don't like him |
Tsy tia azy izaho |
Tsa te aniny a |
| 46 |
Thanks / Thank you |
Misaotra |
Sôtry |
| Objects |
| 47 |
Firewood |
Kitay |
Kità |
| 48 |
Shopping bag |
Harona |
Taty bazary |
| 49 |
Bottle |
Tavoahangy |
Tavangy |
| Verbs & Motion |
| 50 |
Take / Pick |
Maka / Mangala |
Maka |
| 51 |
Sit down |
Mipetraha |
Mitôra |
| 52 |
Sit / Be seated |
Mipetraka |
Mitôtra |
| 53 |
Fall down |
Mianjera |
Mezera / Mikodia / Mkinjika |
| 54 |
Boil / Burn |
Mangotraka |
Mandevy |
| 55 |
Drop |
Latsaka |
Katraka / Potraka |
| 56 |
Bump / Hit |
Midona |
Midotra |
| 57 |
Run |
Mihazakazaka |
Mandainday |
| 58 |
Leave / Exit |
Miala |
Miinga |
| 59 |
Pour (rice, etc.) |
Mandoatra |
Alozina |
| 60 |
To arrange / Make tidy |
Ampirimina |
Atsaraizina |
| 61 |
To arrive |
Tonga |
Tamy |
| 62 |
Pierced |
Goaka |
Tsobaka |
| 63 |
To depend / rely on |
Miankina |
Miakina |
| Adjectives / Descriptions |
| 64 |
Mean / Harsh / Cruel |
Masiaka |
Maseka |
| 65 |
Bridge |
Tetezana |
Tatezana |
Close