![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/a/ab/Bundesarchiv_Bild_183-H1216-0500-002%252C_Adolf_Hitler.jpg/640px-Bundesarchiv_Bild_183-H1216-0500-002%252C_Adolf_Hitler.jpg&w=640&q=50)
Adolf Hitler
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Adolf Hitler, teraka tamin'ny 20 Aprily 1889 tany Braunau am Inn any Aotrisy (Aotrisy-Hongaria tamin'izany fotoana izany) ary maty namono-tena tamin'ny 30 Aprily 1945 any Berlin, dia mpanao politika alemana, mpamorona sy tarehin'ny nazisma, mpitondran'ny Reich Fahatelo.
![Thumb image](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/a/ab/Bundesarchiv_Bild_183-H1216-0500-002%2C_Adolf_Hitler.jpg/320px-Bundesarchiv_Bild_183-H1216-0500-002%2C_Adolf_Hitler.jpg)
Tonga teo an-tampon' Alemaina tamin'ny alànan'i Antoko Tia-tanindrazana-sosialisty ny mpiasa Alemana (NSDAP) nalainy tamin'ny 1921, lasa chancelier-n'ny Reich isy tamin'ny 30 Janoary 1933, ary lasa filoha tamin'ny 1934 izy, lohateny navadiny ho Führer (« mpitondra »)