Belzebola
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Belzebola na Belzeboba na Belzebota dia devoly na demony voaresaka ao amin'ny lireratiora kristiana. Izy no andriandahin'ny devoly rehetra ka tsy iza izy fa i Satana. Izy no andriamanitr'i Ekrona, faritra any amin'ny tanin'ny Filistina. miresaka ny amin'i Belzeboba ireo Filazantsara sinoptika ao amin'ny Baiboly kristiana.