From Wikipedia, the free encyclopedia
I Diogo Cão na Diego Cam dia mpitety tany pôrtogey izay nandeha indroa nanaraka ny morontsiraka atlantikan' i Afrika tamin' ny taonjato faha-15. Teraka tamin' ny taona 1450 izy ary maty tamin' ny taona 1486. Araka ny lovantsofina dia teraka tao Vila Real izay misy trano lazaina fa nahaterahany, izy. Miaramila ny rainy. Nirotsaka tao amin' ny tafika an-dranomasina izy tamin' ny faha-14 taonany. Lasa kapiteny izy tamin' ny taona 1480. Niantoka ny filaminana tao amin' ireo tobim-barotra pôrtogey tao amin' ireo sisin-drano afrikana izy.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.