Faritra Analamanga
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Faritra Analamanga dia faritra eto Madagasikara izay misy an' Antananarivo izay sady renivohitry ny faritra no renivohitr' i Madagasikara, ao amin' ny Faritanin' Antananarivo.
Faritra Analamanga
| |||
Fianarana no lova tsara | |||
Firenena | Madagasikara | ||
Faritany | Antananarivo | ||
Renivohi-paritra | Antananarivo | ||
Distrika | 8 distrika | ||
Lehiben'ny faritra | Tsy fantatra | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Velarantany | 17 445 km2 | ||
Isam-ponina | 2 650 000 mpo. | ||
Hakitroky ny mponina | 151,91 mpo/km2 | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Laharam-pehintany | ----- | ||
Laharan-jarahasina | ----- | ||
Misy distrika valo ao anatiny dia misy 134 kaominina. Ireto ny distrika misy ao Analamanga :
- Distrikan' Ambohidratrimo
- Ambato · Ambatolampy Tsimahafotsy · Ambohidratrimo · Ambohimanjaka · Ambohipihaonana · Ambohitrimanjaka · Ampangabe · Ampanotokana · Anjanadoria · Anosiala · Antanetibe · Antehiroka · Antsahafilo · Avaratsena · Fiadanana · Iarinarivo · Ivato · Mahabo · Mahereza · Mahitsy · Mananjara · Manjakavaradrano · Merimandroso · Talatamaty ·
- Distrikan'Andramasina - 106
- Abohimiadana · Alarobia Vatosola · Alatsinainy Bakaro · Andohariana · Andramasina · ·Anjoma Faliarivo Anosibe Trimoloharano · Antotohazo, Andramasina · Fitsinjovana Bakaro · Mandrosoa · Morarano Soafiraisana · Sabotsy Ambohitromby · Sabotsy Manjakavahoaka · Tankafatra ·
- Distrikan' Anjozorobe - 107:
- Alakamisy · Ambatomanoina · Amboasary Nord · Ambohibary Vohilena · Ambohimanarina Marovazaha · Ambohimirary · Ambongamarina · Analaroa · Andranomisa · Androvakely · Anjozorobe · Antanetibe Anativolo · Belanitra · Beronono · Betatao · Mangamila · Marotsipoy · Tsarasaotra, Anjozorobe ·
- Distrikan' Ankazobe - 108
- Ambohitromby · Ambolotarakely · Andranomiely Sud · Ankazobe · Antakavana · Antotohazo · Fiadanana · Fihaonana · Kiangara · Mahavelona · Mangasoavina · Marondry · Miantso · Talata-Angavo · Tsaramasoandro ·
- Distrikan' Antananarivo-Atsimondrano (106)
- Alakamisy Fenoarivo · Alatsinainy Ambazaha · Ambalavao · Ambatofahavalo · Ambavahaditokana · Ambohidrapeto · Ambohijanaka · Ampahitrosy · Ampanefy · Ampitatafika · Andoharanofotsy · Andranonahoatra · Androhibe Antsahadinta · Ankadimanga · Ankaraobato · Anosizato Andrefana · Antanetikely · Bemasoandro · Bongatsara · Fenoarivo · Fiombonana · Itaosy · Soalandy · Soavina · Tanjombato · Tsiafahy ·
- Distrikan' Antananarivo-Avaradrano - 103:
- Antananarivo-Renivohitra - 101
- Distrikan' i Manjakandriana - 116:
- Alarobia · Ambanitsena · Ambatolaona · Ambatomanga · Ambatomena · Ambohibary · Ambohitrandriamanitra · Ambohitrolomahitsy · Ambohitrony · Ambohitseheno · Anjepy · Anjoma Betoho · Ankazondandy · Antsahalalina · Manjakandriana · Mantasoa · Merikanjaka · Miadanandriana · Nandihizana · Ranovao · Sadabe · Sambaina · Soavinandriana