Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito eto Madagasikara
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito eto Madagasikara dia fiangonana kristiana izay nipoitra amin' ny Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito any an-dafy ary niorina teto Madagasikara tamin' ny taona 1927.