From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Filankevi-Pilaminan' ny Firenena Mikambana na Filankevi-Piarovan' ny Firenena Mikambana dia ny rantsana mpanatanteraka ao amin' ny Firenena Mikambana. Nofaritana ho manana andraikitra amin' ny fitandroana ny fandriam-pahalemana sy ny filaminana iraisam-pirenena izy araka ny Dinan' ny Firenena Mikambana ary manana fahefana manokana toy ny fitazomana ny fandriampahalemana, ny fametrahana sazy iraisam-pirenena ary ny fanomezan-dalana hanafika.
Firenena | Vondrona | Masoivoho |
---|---|---|
Sina | Azia-Pasifika | Liu Jieyi |
Etazonia | Eorôpa Andrefana sy hafa | Samantha Power |
Frantsa | Eorôpa Andrefana sy hafa | Gérard Araud |
Fanjakana Mitambatra | Eorôpa Andrefana sy hafa | Mark Lyall Grant |
Rosia | Eorôpa Atsinanana | Vitali Churkin |
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.