Eorôpa Atsinanana

From Wikipedia, the free encyclopedia

Eorôpa Atsinanana
Remove ads

I Eorôpa Atsinanana dia ny faritra atsinanana ao Eorôpa izay faritan' ny tangoron-tendrombohitra Oraly, i Kaokazy, ny Ranomasina Kaspiana, ny Ranomasina Mainty, ny Ranomasina Marmara ary ny Ranomasina Egea avy ao atsinanana.

Thumb

Famaritana an' i Eorôpa Atsinanana

Ny ankamaroan' ny firenena ao Eorôpa Atsinanana dia miteny slava nefa ahitana mponina miteny jermanika, balta, finô-ogriana ary rômana koa ao. Mbola iandian-kevitra ny famaritana an' i Eorôpa Atsinanana avy ao andrefana.

Heviny mifintina

Raha amin' ny heviny mifintina dia ireto no firenena ao amin' i Eorôpa Atsinanana:

Heviny mivelatra

Raha amin' ny heviny mivelatra dia ireto ny firenena ao amin' i Eorôpa Atsinanana:

Firenena ao avaratra

Firenena ao atsimo (Eorôpa Atsimo-Atsinanana, Balkàna)

Firenena ao afovoany (Eorôpa Afovoany)

Firenena mbola iadian-kevitra

Remove ads

Jereo koa

Ireo faritra ao Eorôpa

Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Remove ads