Fitenim-paritra malagasy
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny fitenim-paritra malagasy dia endriky ny fiteny malagasy tenenina isaky ny faritra eto Madagasikara izay mitondra ny anaran' ny foko na vondrom-poko miteny azy indrindra.