From Wikipedia, the free encyclopedia
I Félix Antoine Tshisekedi Tshilombo, dia mpanao pôlitika sy mpitondra fanjakana ao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô (RDK), teraka tao Léopoldville tamin' ny 13 Jona 1963, filohan' ny Repoblika hatramin' ny Janoary 2019. Lany ho filoha lefitry ny Vondrona Afrikana izy tamin' ny 9 Febroary 2020 ary miasa mandritra ny tana 2021. Lany ho filohan' ny Repoblika izy tamin' ny fifidianana izay natao tamin' ny Desambra 2018. Na dia maro aza no tsy nanaiky ny fahalaniany noho ny fiheverana fa nisy ny hala-bato sy ny hosoka, dia izany fifidianana izany no azo lazaina fa nanaja ny fifandimbiasam-pitondrana hatramin' izay nahazoan' ny RDK ny fahaleovan-tena.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.