Kôrea Atsimo
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Kôrea Atsimo dia firenena ao amin' ny faritra atsimon' ny Saikanosy Kôreanina, ao Azia Avaratra-Atsinanana. Ny renivohiny dia i Seoul. Ny anarana ôfisialin' ny Repoblikan' i Kôrea Atsimo dia Repoblikan' i Kôrea amin' ny teny malagasy ary 대한민국 / Daehan Minguk amin' ny fiteny kôreanina. Miaina ao amin' ny renivohi-pirenena Seoul ny 50 %n' ny Kôreanina Tatsimo. Anisan' ny tanàna be mponina indrindra eto an-tany ny tanànan' i Seoul, ary ny lahatsoratra sasany dia milaza fa izy io no tanà na lehibe indrindra eto an-tany manaraka amin' i Tokyo ao Japàna[1].
대한민국 / 大韓民國 ((ko)) | |||||
Daehan Min-guk ko | |||||
Repoblikan'i Kôrea ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : 널리 인간세상을 이롭게 하라 (홍익인간) Korea mihetsika | |||||
Teny ofisialy | Fiteny koreanina | ||||
Renivohitra | Seoul 37°35′N, 127°0′E | ||||
Tanàna ngeza indrindra | Seoul | ||||
Fitondrana sy governemanta - Filoha - Praiministra |
Repoblika Moon Jae-in (문재인 , 文在寅) Kim Boo-kyum (김부겸 , 金富謙) | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 107 99 274 km² 0,3% | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2008) - hakitroka |
faha 25 49 232 844 mpo. 480 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Kôreanina | ||||
IDH (2006) | Mihakatra 0,928 (élevé) faha 25} | ||||
Sandam-bola | Won(원, KRW, ₩) (KRW ) | ||||
Faritr'ora | UTC +9 | ||||
Hiram-pirenena | Aegukga | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+82 |