From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny hoe raiôna dia teny ampiasaina any amin' ny firenena maromaro any Azerbaijana, Belarosia, Jeôrjia, Letônia, Môldavia, Rosia, Okraina, Bolgaria ary ny firenena sasany tao amin' ny Firaisana Sôvietika teo aloha mba hanondroana fizaràna ara-pitantanana karazany roa: fizaràn' ny tanim-pirenena na fizaràn-tanàna.
Atao hoe район / raion izany amin' ny teny rosiana sy amin' ny teny okrainiana ary amin' ny teny bolgariana, раён / raion amin' ny teny bielôrosiana, raion amin' ny teny romaniana, rayon amin' ny teny azery, rajons amin' ny teny letôna (na latviana), რაიონი amin' ny teny jeôrjiana. Ity teny ity dia avy amin' ny teny frantsay hoe "rayon" amin' ny heviny jeômetrika, miainga avy amin' ny renivohitra.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.