Tsiranana Philibert
Filoham-pirenena malagasy / From Wikipedia, the free encyclopedia
I Tsiranana Philibert dia mpanao pôlitika malagasy, filohan' i Madagasikara voalohany, tamin' ny nahazoan' io firenena io ny fahalevan-tena, tamin' ny 1 Mey 1959[1] hatramin' ny 11 Ôktôbra 1972. Nantsoina hoe Repoblika Malagasy (frantsay: République Malgache) izany repoblika voalohany izany. Izy no mpanorina ny antoko pôlitika Parti Social Démocrate (PSD).