Al-‘Uzzá
From Wikipedia, the free encyclopedia
Remove ads
I Al-‘Uzzá ((arabo: العزى) dia iray amin'ireo andriamanibavy telo zanaky ny andriamanitra Hubal nivavahan' ny Arabo tao Maka. Midika hoe "ny mahery indrindra" na "ny hery" izany anarana izany. Ireo andriamanibavy roa sisa dia i Al-Lāt (arabo: اللات) sy i Manāt (arabo: مناة ). I Al-‘Uzzá dia andriamanibavin' ny fahavokarana, izay ninoana fa miaro sady miantoka ny fandresena amin' ny ady ifanaovany amin' ny firenena na foko hafa fahavalony.

Remove ads
Jereo koa
Wikiwand - on
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Remove ads