Manāt

From Wikipedia, the free encyclopedia

Manāt
Remove ads

I Manāt (arabo: مناة) dia iray amin'ireo andriamanibavy telo zanaky ny andriamanitra Hubal nivavahan' ny Arabo tao Maka. Ireo andriamanibavy roa sisa dia i Al-‘Uzzá (arabo: العزى) sy i Al-Lāt (arabo: اللات). I Manāt no andriamanitry ny vintana, izay nanana sarivongana tao akaikin'i al-Mushallal any Qudayd, eo anelanelan'i Medina sy i Maka.

Thumb
I Al-Lat sy i Manat ary i Al-Uzza

Jereo koa

Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Remove ads