Chernobyl
From Wikipedia, the free encyclopedia
Remove ads
Chernobyl (amin'ny fiteny okrainiana : Чорнобиль (Chornobyl), na amin'ny fiteny rosy Чернобыль (Chernobyl)) dia tanàna ao amin'ny oblasitr'i Kiev, ao
Okraina/ Ny toerana misy azy dia enina ambin'ny sivipolo kilometatra any avaratr'i Kiev.
| Chernobyl Чорнобиль ((uk)) | ||
![]() | ||
| Velarantany | NC | |
| Isan'ny mponina | 500 | |
| Tanàn-dehibe | NC | |
| Ben'ny tanàna | NC | |
| Firenena | ||
| Fanjakana | NC | |
| Faritany | NC | |
| Faritra | NC | |
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | NC | |

Ny tanànan'i Chernobyl io dia fantatra amin'ny voina nitranga tany tamin'ny 26 Aprily 1986 noho ny fiempon'ny reaktora niokleary. Ny tanàna akaiky indrindra aminy dia Pripiat.
Ny mpihary niokleary dia dimy ambin'ny folo kilometatra any avaratr'i Chernobyl. Noho izany dia ao amin'ny velaram-piarovana manodidon'ny mpihary no misy azy. Io velarana io dia manana tana telopolo kilometatra, izy io dia tokony ho tsy misy mponina miaina ary ny mpiasa ihany no afaka mankao.
Remove ads
Jereo koa
Tanàna hafa any Okraina: Bakhmut, Chernobyl, Cherson, Donetsk, Kiev, Kharkiv, Lugansk, Melitopol, Mykolaiv, Odessa, Sevastopol, Sumy, Zaporizhia
Remove ads
Wikiwand - on
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Remove ads


