Durgâ

From Wikipedia, the free encyclopedia

Durgâ
Remove ads

I Durgâ dia iray amin' ireo endrika lehiben' ny andriamanitra reny atao hoe Devi ao amin' ny hindoisma. Andriamanitry ny fiarovana, ny hery, ny maha-reny, ny fandravana sy ny ady izy. Ny fedrà momba azy dia mitantara ny adiny amin' ny herin-demony izay nanimba ny fandriampahalemana, ny firoboroboan' ny fiharian-karena, ny ny dharma izay herin' ny tsara mandresy ny ratsy. Inoana ho nanampatra ny hatezerany amin' ny ratsy fanahy i Durgâ mba hanafahana ireo voageja, ka niteraka fandravana hanamafisany ny famoronana izany.

Thumb
Remove ads

Jereo koa

Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Remove ads