Fianakaviam-piteny banto

From Wikipedia, the free encyclopedia

Fianakaviam-piteny banto
Remove ads

Ny fiteny banto dia fianakaviam-piteny afrikana izay ahitana fiteny miisa 400 any ho any tenenin' ny olona ao amin' ny firenena manodidina ny roapolo ao amin' ny antsasany atsimon' i Afrika - izany hoe ao amin' ny tapany afovoany sy atsimo ary atsinanan' i Afrika. Zana-bodron' ny fianakaviam-piteny nizerô-kôngôley ny fianakaviam-piteny banto. Miisa any amin' ny 310 tapitrisa any ho any ny olona mampiasa ireo fiteny banto ireo. Anisan' ny fiteny banto ny fiteny soahily sy ny fiteny zolo ary ny fiteny makoa.

Thumb
Faritra ao Afrika misy ny vahoaka miteny banto

Anisan' ny fiteny banto ireto fiteny tanisaina manaraka ireto:

Remove ads

Jereo koa

Fianakaviam-piteny ao Afrika

Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Remove ads