Leôparda

From Wikipedia, the free encyclopedia

Leôparda
Remove ads

Ny leôparda na pantera (Panthera pardus) dia iray amin' ireo karaza dimy ao anatin' ny kazara Panthera, ao amin' ny Felidae. Mipetraka any amin' ny faritr' i Afrika atsimon' i Sahara, any amin' ny faritra kely any Azia Andrefana sy Azia Afovoany, any Rosia Atsimo, any amin' ny Zana-kôntinenta Indiana any Azia Atsimo Atsinanana sy any Azia Atsinanana.

Thumb
Leôparda
Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Remove ads