Lovia

From Wikipedia, the free encyclopedia

Lovia
Remove ads

Ny lovia na vilia dia kojakoja an-dakozia fisapisaka izay afaka asiana sy izarana ny sakafo hohanina. Ny ankamaroan'ny lovia dia boribory, nefa mety hanana endrika hafa koa, vita amin' ny akora mahataty rano. Mety vita amin'ny vera, seramika, hazo na zavamaniry hafa, plastika, taratasy, metaly sns. Ny lovia koa dia azo ampiasaina amin'ny lanonana na amin'ny fanaingoana.

Thumb
Vilia sinoa
Thumb
Lovia

Ao amin'ny kolontsaina tandrefana sy ny kolontsaina maro hafa, ny lovia dia endrika mahazatra amin'ny fitaovam-pisakafoanana natao hihinanana sakafo tsy tena mitsiranoka loatra.

Remove ads

Jereo koa

Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Remove ads