Vilany
Fitaovam pandokiana From Wikipedia, the free encyclopedia
Remove ads
Ny vilany dia kojakoja an-dakozia lalina aty sady misy sarony hanakana ny fivoajan' ny eton-drano, sy sofiny hibatana azy, vita amin' ny seramika na metaly (vy, viraty sns) na tanimanga, ampiasaina hahandroana sakafo isan-karazany.

Jereo koa
Wikiwand - on
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Remove ads