Odéam Rakoto

From Wikipedia, the free encyclopedia

Remove ads

Odéam Rakoto (1922–1973) dia mpihira, mpanao hatsikana, mpanoratra, ary mpilalao tantara an-tsehatra malagasy. Anisan'ny ahafantarana azy ny hira hoe "Rankizy Malagasy o!", ny tantara an-tsehatra "Dokotera tsy fidiny"

Tantara

RAKOTOVAO no tena anarany, teraka tamin'ny 22 Aprily 1922 tao Ambohitahara Ambohidratrimo, faritra Analamanga ankehitriny.

Asa soratra sy lalao an-tsehatra

Fikambanana nisy azy

  • Institut d'Art Dramatique et de Folklore (IMADEFOLK)
  • Havatsa-UPEM

Loharano

Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Remove ads