Sekoly

From Wikipedia, the free encyclopedia

Sekoly
Remove ads

Ny sekoly dia toeram-pianarana sy fandratoana fahaizana amam-pahalalana, ahafahan'ny mpampianatra manome ny fampianarana olona maro miaraka.

Thumb
Efitrano fianarana ao amin' ny high school (mitovy amin' ny lisea) ao Hayesville, North Caroline, tamin' ny taona 2004.

Ny teny hoe sekoly[1] dia avy amin'ny teny anglisy hoe school, izay avy amin'ny teny latina hoe schola, izay midika hoe "fialamboly atokana ho an' ny fianarana", izay avy amin' ny teny grika taloha hoe σχολή / skholế, izay midika hoe "fialamboly", izay idealy nasehon' ny filôzôfa sy hevitra nomena lanjany ara-tsôsialy hanoherana ny tontolon'ny asa famokarana.

Remove ads

Sekoly eto Madagasikara

Raha ny fizotran' ny fianarana eto Madagasikara dia mizara efatra amin' ny ankapobeny ny sekoly, aorian' ny garabola:

  • ny sekoly fanabeazana fototra izay maharitra 5 taona.
  • ny sekoly ambaratonga faharoa fototra izay maharitra 4 taona.
  • ny sekoly ambaratonga faharoa izay maharitra 3 taona.
  • ny fianarana ambaratonga ambony na ny anjerimanontolo

Matetika ireo sekoly ireo dia miditra amin' ny andrim-pampianarana ankapobeny eo amin' ny faha-6 na faha-7 taona; mahazo diplôma amin' ny faha-17 na faha-18 taona izy ireo. Ny fandaharam-pianarana mahazatra amin' ny sekoly ambaratonga faharoa dia natao ho an' ny kilasy faha-10 hatramin' ny faha-12 ary, araka izany.

Remove ads

Jereo koa

Rohy ivelany

Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Remove ads