Sophie Ratsiraka

Mpanao politika malagasy From Wikipedia, the free encyclopedia

Remove ads

Sophie Soamiadana Ratsiraka, dia mpanao politika sady solombavambahoaka eto  Madagasikara .

Mombamomba azy

Sophie Ratsiraka dia zanaky ny filoham-pirenena malagasy teo aloha Didier Ratsiraka sy Céline Marthe Velonjara .Manana rahavavy roa izy dia i Olga Ratsiraka sy Annick Zoary Ratsiraka, ary iray ny anadahiny dia i Xavier Ratsiraka.[1]

Fe-potoana iasany

Loharano

Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Remove ads