Tendrombohitra

From Wikipedia, the free encyclopedia

Tendrombohitra
Remove ads

Ny tendrombohitra dia endriky ny vohon' ny tany izay mivohitra avo, lehibe noho ny havoana. Endrika ara-tsoridrefitany hita amin' ny vohontany miabo, hita ambon' ny planety telorika (Tany, Volana) koa ny tendrombohitra.

Thumb
Ny tendrombohitra Ararata, hita avy eny amin' ny mônasteran' i Khor Virap any Armenia

Jereo koa



Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Remove ads