Triteisma

From Wikipedia, the free encyclopedia

Remove ads

Ny triteisma dia finoana ny fisian'ny andriamanitra telo izay mitambatra ka ny tsirairay amin'izy telo dia samy manana ny fahefany miavaka sy ny sehatra manokana ampiharany izany fahefany izany nefa mifameno fa tsy mifanohitra. Mifanohitra amin'ny doalisma, izay ilazana fifandraisan'andriamanitra roa mifanohitra, ny triteisma.

Jereo koa:

Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Remove ads