Afrika Avaratra
From Wikipedia, the free encyclopedia
Remove ads
I Afrika Avaratra[1] dia ny tapany avaratra amin'i Afrika izay mamondrona ny firenena manana morontsiraka amin' ny Ranomasina Mediteranea. Tsy misy famaritana azy eken' ny be sy ny maro ny teny hoe "Afrika Avaratra" nefa heverina fa mahafaoka ny moron' ny Ranomasimbe Atlantika avy ao Marôka ka hatrany amin' ny Lakandranon' i Suez sy amin' ny Ranomasina Mena.

Indreto ireo firenena hita ao amin' io faritra io: i Ejipta, i Libia, i Tonizia, i Aljeria, i Marôka, i Sahara Andrefana ary i Maoritania. Ny birao fanisam-bahoakan' i Etazonia dia mamaritra an' i Afrika [2]Avaratra ho fitambaran' i Aljeria[3] sy i Libia[4] sy i Ejipta sy i Maraoka ary i Tonizia.
Remove ads
Jereo koa
Fizaram-paritra ao Afrika:
Faritra hafa:
Loharano sy fanamarihana
Wikiwand - on
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Remove ads